|
|
|
|

Teny iditra1  vato filokana
Singan-teny  2 vato, 3 filokana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Tovy hevitra  6 vato torahana, vato tsipazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12